Fomba fiaina tena mamorika ny fiarahamonina amin’izao fotoana izao ny fizahozahoana sy ny fanaovana kely tsy mba mamindro. Tsy mifidy sata na saranga fa dia samy manampatra ny heriny raha vantany vao mahita hirika hamelezana. Tena mampalahelo ny toe-javamisy. Mirehareha ny tompon’ny hery, voambaka ny manam-panahy. Very tanteraka ny […]
Mois : mai 2025
Fihaonana tamin’ny praiminisitra : Manohana ny vinan’ny filoha ny rantsan’ny ONU
Notanterahina teny Ivato, omaly, ny fihaonana teo amin’ny praiminisitra, Ntsay Christian, sy ireo rantsamangaikan’ny Firenena mikambana (ONU), eto Madagasikara. Niompana tamin’ny fiaraha-miasa ny dinika. Voaresaka ary anisan’ny nifampidinihina teo amin’ny andaniny sy ny ankilany ny fanohanan’ireo rantsan’ny ONU ireo vina sy ny fanambin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Tahaka izany koa […]
06 mey 2025
Cosafa Cup 2025: les Barea de Madagascar affûtent leurs crampons
Déjà qualifiés pour le Chan 2024, du mois d’août prochain, les Barea version joueurs locaux, drivés par Romuald Rakotondrabe, alias Roro, mettent le cap sur la Cosafa Cup 2025, du 1er au 15 juin en Afrique du Sud. Ce tournoi régional est l’occasion rêvée pour les Malgaches de peaufiner leur […]
PFL 2024-2025: la CFEM dans une course contre la montre
Lors de l’assemblée générale extraordinaire du 30 avril 2025, tenue dans l’enceinte mythique du stade Barea Mahamasina, l’Association des Clubs de Football Elite de Madagascar (CFEM) a mis les bouchées doubles pour boucler la saison 2024-2025 de la World Cola PFL avant que le gong ne retentisse. Avec le calendrier […]




