Mois : mai 2025

Fitantanana orinasa : Mahomby ny fananana toe-tsaina miabo

Fahombiazana. Maherin’ny 30 ireo mpitantana orinasa sy mpandraharaha nandray anjara tamin’ny «Fihaonan’ny mpitantana » andiany faharoa, ny 10 mey, teny amin’ ny Hôtel 5 étoiles Ivato, nokarakarain’ny agence Nexacom, tohanan’ny Yas Madagascar. Nivoitra tao anatin’ny fifanakalozana ny fomba fampiasana ny teknolojia eo amin’ny fandraharahana sy ny anjara andraikiny amin’ny fampandrosoana ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Fantatra ny fandaharan-dalao, ho an’ny Ankoay, mandritra ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety 3×3, hatao any Mongolie, ny volana jona izao. I Italie no hihaona voalohany amin’ny sokajy vehivavy, ny 23 jona. I Belgique kosa no hifandona voalohany amin’ny lehilahy. Hatao ny 4 jona, eny amin’ny biraon’ny ligin’Ana­la­manga Ampefiloha, […]

Handball – “IHF Trophy 2025”: Tsy tonga tamin’ny ora farany i Tchad

Nanomboka omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny “IHF Trophy”, taranja handball, sokajy zandriny U17 sy U19, ho an’ny faritra faha-7. Lalao roa ihany no tontosa raha efatra no voalahatra. Anto­ny, tsy tonga tamin’ny ora farany i Tchad, izay tokony ho nifandona tamin’ny Akio de […]

Fibatana fonjamby: Tapa-kevitra ny hijanona i Tojo

Ofisialy! Tsy ho anisan’ny atleta eo amin’ny taranja fibatana fonjamby intsony Andriantsitohaina Tojo, Malagasy mpibata fonjamby. Nambarany, omaly, fa hijanona izy ary hanome sehatra ireo taninketsan’ity taranja ity amin’izay. Fotoana izao, hoy i Tojo, hanomezana ny fanalahidy ho an’ireo zandry, mba hahafahan’izy ireo mamaritra ny hoaviny. “Maro ny zava-bita fa […]

Beach Soccer – « Festival Mazavaloha »: Atao hitiliana ireo mpilalao handrafitra ny Barea

Raha somary natoritory ny taranja beach soccer, hofohazina amin’ny alalan’ny “Festival Mazavaloha” indray. Hitovy amin’ny fifaninanam-pirenena mihitsy satria hitiliana ireo izay handrafitra ny Barea de Madagascar. Hiara-dalana amin’izany ny fiofanana ho an’ny mpanazatra. Hotanterahina any Maha­janga, ny 3 hatramin’ny 9 jona ho avy izao, ny “Festival Mazavaloha”, taranja beach soccer […]