Nanao tatitra ny akon’ny fihaonana an-tampon’ny COI sy ny fitsidihan’ny filoha Frantsay, Emmnuel Macron, farany teo ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Mara Volamiranty Donna. “Samy hisitraka ireo fifanarahana fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa tamin’ny COI sy i Frantsa ny faritra rehetra. Anisan’ny laharam-pahamehana amin’izany ny resaka angovo”, hoy izy tetsy Ampefiloha, […]
Mois : mai 2025
Samia mitandrina
Mandriaka ny ra manerana ny Nosy. Misy ny matin’ny lozam-pifamoivoizana, misy ny maty noho ny ankasomparan’ny sasany, eo no tapitr’andro ara-boahajanahary. Mahavalalanina ny zava-miseho. Tampokampoka eo, feno filazana manjo ireo tambajotran-tserasera. Ekena fa hoe, tsy misy maty tsy amin’ny lerany izany saingy tsy maintsy lasa ihany ny saina, mirohirohy […]
Matac II – MFFT ; Nisitraka fitaovana informatika ireo kaominina 21
Natolotry ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), afakomaly, tetsy Anosy, ny fitaovana sy kojakoja informatika ho an’ireo kaominina, miisa 21. Tafiditra amin’ny Matac II izao fampitaovana izao. Fitaovana maoderina entina hanatsarana ny fitantanana eny anivon’ireo kaominina miiisa 21 eto Antananarivo sy ny manodidina izany natolotra izany. Nambaran’ny […]
02 mey 2025
Energie de cuisson propre; des défis multiples freinent les opérateurs
La filière énergie de cuisson propre dispose d’un potentiel non négligeable. Pourtant, les opérateurs font face à de nombreuses instabilités. Marie Louise Schmidt Rasoamanahirana, présidente de Madagascar Clean Cooking Initiative et gérante fondatrice de Biogasikara Energy fait le point. Dans quoi Madagascar Clean Cooking Initiative (MCCI) œuvre-t-il ? MCCI est […]




