Maro amin’ireo tanora eto Madagasikara no misafidy ny ho mpandraharaha. Anisan’izany i Manitriniaina Steve Princy, izay manao izany amin’ny lafiny fanatanjahantena. Resadresaka taminy. Gazety Taratra(*) : Inona ny nahatonga ilay safidy hoe hanao mpandraharaha amin’ny sehatry ny fanatanjahantena? Steve Princy (-) : Nisafidy ny handraharaha amin’ny fanatanjahantena aho satria ny […]
Mois : mai 2025
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 389 ny mpikambana ao anaty fikambanam-behivavy sy mpamokatra any amin’ny kaominina Tanandavana Station any amin’ny lemak’i Bas Mangoky nahazo fitaovam-pamokarana, ny 19 mey teo. Tohana avy amin’ny famatsiam-bolan’ny Bad, teo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fambolena izy ity. Vita tanteraka ny lalana mirefy 4,9 km sy ny vahilava Kiembe, mirefy 1,8 […]
« Rallye des industries »: Manana iray volana hiomanana ireo mpifaninana
Hampita ireo fahalalana rehetra sy torohay samihafa ho an’ny fanomanana mafonja ny fifaninana « Rallye des industries » ireo indostria mpiahy ny oniversite miisa sivy. Hisy ny fitsidihana ifotony ny orinasa, fifanakalozana amin’ireo matihanina sy fanentanana amin’ny lanjan’ny indostria mandritra ny iray volana (hatramin’ny 20 jona). Ankoatra izay, hiofana amin’ny fandraisam-pitenenana, fanaovana […]
Symabio : Mahazo vahana ny famokarana Bio
Efa lasa fanoitra ho an’ny fampandrosoana ny famokarana biolojika. Mifototra amin’ny famokarana voajanahary tsy mampiasa akora simika, mitandro ny tontolo iainana sady afaka miatrika ny fiovan’ny toetr’andro. Hatao ny 20 sy ny 21 jona ho avy izao, etsy amin’ny Carlton Anosy, ny Tsenabe Biolojika, andiany faha-4. Lohahevitra noraisina: « Ny Bio […]
ITM-IHM 2025: Fampiroboroboana ny fizahantany maharitra
Hetsika iraisam-pirenena ara-pizahantany lehibe indrindra eto amintsika ny “International Tourism Madagasikara (ITM)”. Misy hatrany ny zava-baovao entina, hampisongadinana an’i Madagasikara. Hatao ny 12 hatramin’ny 15 jona ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny “Hetsika iraisam-pirenena ho an’ny fizahantany (ITM)” andiany faha-11, sy ny “Hetsika iraisam-pirenena ho an’ny asa tanana […]




