Ho an’ny Malagasy, ny manan-janaka, manan-karena. Raha ny tranga misy eny amin’ny fiarahamonina ankehitriny, manary harena tsikelikely ny reny. Manomboka tsy misy vidiny aminy ny zanany. Hankalaza tsy ho ela ny « Fetin’ny Reny » ny firenena maro maneran-tany. Ho an’ny Malagasy manokana, fahiny, tsy misaraka amin’ny reny ny zanaka. Faharoa, harena […]
Mois : mai 2025
FANTINA sy FINTINA
Notebahin’i Rinah Rakotomanga ny avy amin’ny mpanohitra, araka ny fanehoan-keviny, omaly. Nambarany fa tsy misy miabo na iray aza ny fanoherana eto. Nohitsiny fa mibahana ny fanompana sy firesaka tsy mitondra mankaiza tsy mampandroso. “Tsy misy mpanohitra mahazo sitraka eo amin’ny vahoaka… Mila mianatra manohitra izy ireo”, hoy izy. Nahazo […]
JENERAly Ravalomanana RICHARD : Tsy manana olana amin’ny mpitondra
Nitondra fanazavana manoloana ireo resabe momba azy ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, omaly, tetsy Anosy. Hentitra ny nambarany fa tsy misy ny olana eo aminy sy ireo loholona na koa amin’ny mpitondra fanjakana. “Tsaho iniana aely izany ary fampiadiana tsotra izao”, hoy izy. Notsiahiviny fa efa natao avokoa […]
Sahia mijoro!
Vita izay ny ady sarotra atrehin’ny filohan’ny Repoblika miady irery. Aiza koa isaky ny misy olana dia samy mialangalana avokoa ny olona manodidina azy. Ireo mba nomena fahafena, mijanona ho mpibodo seza fotsiny. Tsy misy mahasahy mivoaka any amin’ny misy azy fa mialokaloka amin’izao maha teknisianina izao. Zara aza […]
Fiaraha-miasa amin’ny MFFT: Manampy amin’ny fanajariana an’Antananarivo ny Jica
Hifarana afaka andro vitsy ny fe-potoam-piasan’ny solontena maharitry ny Jica, Tanaka Kaori, eto Madagasikara. Noraisin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) ny tenany, omaly. Nivoitra tamin’ny fihaonana teo amin’ny roa tonta, tetsy Anosy, ny nanaovana tombana teo amin’ny fiaraha-miasa Japoney Jica sy ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny MFFT […]




