Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fiandohan’ny herinandro teo, tao amin’ny Amphithéâtre EMIT, ny « université d’été » andiany faharoa, izay haharitra dimy andro ho an’ny Oniversiten’i Fianarantsoa. Hisy ny atrikasa fanadihadiana ny fampiasana sarin-tany mandritra io fotoana io, mivoy ny lohahevitra : « L’intelligence artificielle au cœur de l’analyse géospatiale […]
Mois : mai 2025
Tetikasa “Inser jeune” : Hampidirana ny tanora amin’ny sehatry ny asa
Firenena 16 aty Afrika no efa nampiharana ny “Inser jeune”, ankehitriny. Vita ny famolavolana izany ho an’i Madagasikara. Hihodina izany manomboka izao. Efa vita ny andrana tao anatin’ny taona maromaro. Telo taona no namolavolana ny rindrambaiko niomerika “Inser jeune” niarahan’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ny Organisation […]
TARATRY ny KANTO
Efa misokatra ny fisoratana anarana, ho an’izay liana amin’ilay fifaninanan-kira kristianina, “The next voice”. Ho an’ny tanora 18 hatramin’ny 30 taona izy ity, ka ho an’olon-tokana ihany fa tsy tarika na antoko mpihira. Manomboka ny 6 jona hatramin’ny 30 aogositra izao ny fifanintsanana. Ny Colarys Messenger of Jesus sy i […]
Fampisehoana hatsikana: Hiverina indray ny “Fetin’i Maman’ty!”
Taona 2012, anisan’ny rakitsary be mpankafy sy nahasarika indrindra ny mpankafy ny “Vavaka ho anao ry Neny”, hiran-dRamy Franck, novelomin’ireo mpanao hatsikana. Nitondrana ilay fampisehoana “Fetin’i Maman’ty!” voalohany tao Antsahamanitra io, izay noraisin’ny LH Pro an-tanana tamin’izany. Nanomboka teo nivoatra harany, lasa fotoam-bita isaky ny fetin’ny reny ary efa nisy […]
Fivelaran’ny kolontsaina: Ilaina ny dia fibeazana
Manomboka mitombo isa ankehitriny ny foibe kolontsaina mampianatra momba ny fomba amam-panao, zavakanto malagasy, fanandroana, sikidy… Endrika iray maneho fa mivelatra sy liana amin’ny momba azy ny Malagasy, indrindra ny tanora. Amin’ny ankapobeny, fahalalana maro no azon’izy ireo any amin’ireny foibe na toerana fampianarana ireny. Tsikaritra kosa, anefa, fa vitsy […]




