Raim-pianakaviana 72 taona hiakatra fampanoavana, anio. Namono nahafaty ny rahalahiny tao Anjanamahasoa, kaominin’Analakamisy Itenina, distrikan’i Vohibato, io lehilahy io, rehefa tsy voaisa sakafo taorian’ny fotoana nangalany kitay. Nanamparany ny hatezerany ilay zokiny lahy ka niafara tamin’ny famoizana aina. Roa lahy mpangalatra vy amin’ireo “béton” amin’ny sisin-dalan’ny RN2 ao Toamasina, voasambotry […]
Mois : juin 2025
Rocade Iarivo : Lehilahy nitondra moto maty tsy tra-drano
Roa lahy nitaingina moto tra-doza teny Ravitoto, fokontany Ambatomaro, kaominina Ambatomainty, distrikan’Antananarivo V, ny alin’ny alatsinain’ny Pantekoty, tamin’ny 10 ora sy 50 minitra. Nitondra moto marika Kymco Racing, nandeha mafy avy any Amoronankona, nikasa hihazo ny fiolanana Ambohimahitsy ireo roa lahy. Nentin’ilay mpitondra mafy io kodiaran-droa io. Nidona tampoka tamin’ny […]
Nangalatra omby : Roa lahy rotiky ny bala
Nirefodrefotra ny basy ny alin’ny alatsinain’ny pantekoty, tokony tamin’ny 12 ora, hifoha omaly talata, tao amin’ny fokontany Ambalamanasy. Roa lahy nangalatra omby miisa roa. Nilanja antsy lavalela sy lefona teny an-tanany ireo olon-dratsy, raha ny fanazavan’ny kaomandin’ny Vondron-tobim-paritra Toamasina, ny kapiteny Andriamasiarivelo Dinah Frederic. Tsy nihemotra ny zandary fa niezaka […]
CHU-JRA Ampefiloha : Efatra ny maty nandritra ny fetin’ny Pantekoty
Olona efatra namoy ny ainy nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Pantekoty lasa teo, raha ny tatitra voaray avy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha, omaly. Matin’ny lozam-pifamoivoizana teo am-pitondrana moto ny roa tamin’izy ireo, raha ny tatitry ny polisim-pirenena. “Nihena io salanisa io raha oharina ny tamin’ny taon-dasa satria dimy izany ny […]




