Manana anjara toerana lehibe eo amin’ny tantara sy ny fanabeazana ary ny hoavin’ny taranaka ny tahiry na ny arsiva. Voaporofo tamin’ny fanatanterahana ny « Educ’tour », omaly, izany. Fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ ny arsiva. Notanterahina, omaly, ny «Educ’tour». Dia fibeazana nitetezana ireo arsiva miisa 6 eto an-dRenivohitra. Hetsika […]
Mois : juin 2025
FANTINA sy FINTINA
Nitondra fanazavana momba ny fivoriana nikaton-trano, omaly, teny Tsimbazaza, ny depiote Gascar Fenosoa. Nambarany fa misy amin’ireo mpanolotsaina teknikan’ireo solombavambahoaka no tsy mbola nandray karama. “Noresahinay tamin’ny minisitra izany ka tsy mitombina ny filazana fa resaka tombontsoa manokana no niadianay tao”, hoy izy. Niova ny fizotry ny fivorian’ireo loholona rehefa […]
Fivoriana nikaton-trano teny Tsimbazaza : Niadian-kevitra ny tetibola ho an’ny depiote
Tsy nisy nipika ny resaka taorian’ny fihaonana nikaton-trano tamin’ny depiote nandinihana ny tetibola ho azy ireo? “Voaantso taty amin’ny Antenimierampirenena ny tenako. Resaka mikaton-trano no anton’ ny niantsoana ahy. Manaja ny rafitra demokratika aho: tonga amim-panajana aho rehefa ampiantsoana”, hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Rabanirinarison Rindra Hasimbelo, […]
Valalan’amboa!
Hisy sa tsy hisy? Resaka fanovana governemanta no tiana hozaraina. Toa misahotakotaka tsy hita be ihany ry zalahy mpanao politika. Miketriketrika tsy hay hoe manokona inona, ho azon’ny vahoaka ho hanina? Hisy fiantraikany amin’ny andavanandrom-bahoaka ve izany sa tsia? Mety ho an’ny tombontsoa manokana ihany koa, sanatrian’ny vava? Raha […]
Famahana ny olan’ny fananan-tany: Mitohy ny fametrahana ny BSFI eny amin’ny distrika
Mitohy ny fametrahana ny Birao solontenan’ny fananan-tany iraisana « BSFI » eny ifotony. Ezahin’ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana (MFFT) hapetraka amin’ireo distrika manerana ny Nosy izany. Anisan’ny nisitraka izany ny ao amin’ny kaominina Ankadinondry Sakay, faritra Bongolava. Natao hisahana ny kaominina Tsinjoarivo, Ambararatabe, Mahasolo, Maritampona, Maroharona koa ny BSFI ao […]




