Mois : juin 2025

TSELATRA

Voasambotra omaly, ireo olona roa nan­doro ny trano iray tany Tsararivotra Atsinanana, Amborovy Mahajanga, ny alahady lasa teo. Anisan’ izany ny tovovavy mpanampy an-trano teo aloha sy ny lehilahy iray nanampy azy nanatanteraka ny asa ratsy. Norobaina sy nodoran’izy ireo ny trano ary notsatohan’izy ireo tamin’ny antsy ny tovolahy nija­nona […]

Telo mianaka voatsatoka antsy: Nodoran’ny fokonolona ilay nahavanon-doza

Voasambotry ny fokono­lona, namoy ny ainy niharan’ ny fitsaram-bahoaka ary no­dorana, omaly hariva, tamin’ ny 05 ora sy 45 minitra, ilay lehilahy namono nahafaty ny rahalahiny sy ny zaza roa, tao amin’ny kaominina Antsatra­midola, distrikan’i Mandri­tsara. Nifampitadiavan’ny mpitandro filaminana sy ny vatan-dehilahy tao an-tanàna na­nomboka ny alahady 1 jona teo […]

Nahazo 40 tapitrisa Ar : Olona enina voasambotra

Nanao fisolokiana nandritra ny fito taona, enina miana­dahy mianaka voasambotry ny polisy tao Antsirabe, ny 30 mey teo. Nitrangana fisolokiana tao Andranomaimbo-Antsirabe, ny volana febroary teo. Nanipazan’ireo olon-dratsy vola 100 Ar madio be niampy vovo-bolamena nifono anaty harona plas­tika ny vehivavy iray. Mody nilaza ho niara-nahita tamin’ilay mpandalo ny mpisoloky […]

Lehilahy nofatoran’ny loka : Nosolokiany ny 93 tapitrisa Ariary, an’ny mpampiasa azy

Voasambotry ny polisy tetsy Ivato, omaly, ny lehilahy iray tratra nisoloky sy nandany ny volan’ny mpampiasa azy mitentina 93 tapitrisa ariary tamin’ny filokana. Voasambotry ny polisin’ ny Cybercriminalité Anosy omaly, tetsy Ivato, ny lehilahy iray 23 taona, voarohirohy ho nandany sy nisoloky vola mitentina 93 tapitrisa Ariary, an’ny mpampiasa azy. […]