Rehefa antomotra ny fanakatonana ny biraon’ny USAID eto Madagasikara, naneho ny fahavononany hitantana mivantana ireo tetikasa sy fanomezana amerikanina mitohy ny masoivohon’i Etazonia. Izay no fantatra tamin’ny nandraisan’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, ny masoivohon’i Etazonia eto Madagasikara, Sem Claire A. Pierangelo, teny amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny, Anosy, omaly. Amin’ny alalan’ny […]
Mois : juin 2025
Hafa rehefa mazava
Atao izay lazaina, lazaina izay atao. Izay ny fitondram-panjakana amin’izao? Tsy inona fa ny amin’izay mampisara-kevitra be ihany tato ho ato izay: ny fahatapatahan-jiro efa ho lava. Mandra-pahoviana? Mazava ny fanazavan’ny filohan’ny Repoblika farany teo ny amin’izay antony fototra sy izay (h)atao. Zava-doza, ohatra, ny hoe nanjavona ny solika […]
Fanavaozana lalàm-pifidianana : Takin’ny TI-IM ny hamerana ny volan’ny propagandy
Manaitra ny eo anivon’ny parlemanta, indrindra ireo solombavambahoaka, ny eo anivon’ny Transparency International – Initiative Madagascar (TI-IM). Anisan’ny nitondran’izy ireo hevitra ilay volavolan-dalàna manavao ny lalàm-pifidianana. Nanao antso avo ireto fiarahamonim-pirenena ireto manoloana ny tolokevitra fanatsarana miisa dimy hoentin’ity fiarahamonim-pirenena iray ity ho fanatsarana ny lalàm-pifidianana. “Tokony hampidirina ao anaty […]




