Mois : juillet 2025

Contexte politique: l’opposition se contente de controverse stérile

Malgré les agissements de certains membres de l’opposition qui cherchent à tout prix à empêcher la tenue des réunions du 45e Sommet de la Sadc à Madagascar, les préparatifs se poursuivent avec détermination. La semaine de l’industrialisation, organisée dans le cadre de cette importante manifestation régionale, a réuni un large […]

Fihaonana an-tampon’ny SADC : Misy ny fanamafisana ny tombon­tsoa efa azon’i Madagasikara

“Ao anatin’ny fandraisana ny fihaonana an-tampony faha-45 eo anivon’ny vondrona Sadc, misy ny fanamafisana ny tombontsoa efa azontsika amin’ny fanatanterahana ny fandaharanasa, izay miompana amin’ny lafiny angovo sy ny toekarena manga”. Fanazavana nentin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafara­vavitafika, ny amin’izay mety ho tombontsoa azo amin’izao fandraisan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampon’ny […]

TSELATRA

Fiara sprinter niharan’ny firehetana tampoka teny Ambohibary, kaominina Sabotsy Namehana, omaly maraina. Mpanatitra entana io fiara io ary tsy nisy olona tao anatiny. Nifamonjen’ny nanatri-maso novonoina ny afo. Niharan’ny firehetana ny trano iray teny Ambatomitsangana, fokontany Androhibe, omaly maraina. Tonga ara-potoana ny mpamono afo ary tsy nisy aina nafoy. Heverina […]