Mois : août 2025

CSI : “Mila faritana amin’ny lalàna ny kolikolim-pifidianana”

Nitondra tolo-kevitra ho fanatsarana ny lalàm-pifidianana ny eo anivon’ny Kaomity mitandro ny fahitsiana (CSI). Nivoitra tamin’izany ny kolikoly amin’ny fifidianana. “Rehefa misy mividy olona amin’ny fifidianana na manome vola olona mba hifidy ny tena, mihevitra ny rehetra hoe kolikoly izany. Nefa tsy mbola na­maritra ny lalàna hoe kolikoly izany. Tsy […]

Tennis de table – Championnats d’Afrique jeunes: les sœurs Rakotondrazaka passent en double

Hier aux Championnats d’Afrique jeunes de tennis de table à Lagos, les pongistes malgaches ont connu des fortunes diverses dans les catégories U19 doubles mixtes, doubles filles et doubles garçons. Ils ont joué leur va-tout mais la concurrence, souvent redoutable, a parfois eu le dernier mot. En doubles mixtes U19, […]