Il est fort probable que la composition du collège électoral formé de grands électeurs soit incomplète, lors des élections sénatoriales du 11 décembre. Pour cause, certaines requêtes relatives aux communales et municipales sont toujours en cours de traitement, auprès du Conseil d’Etat. En attendant le verdict du Conseil d’Etat sur […]
Mois : septembre 2025
TSELATRA
Lehilahy nisandoka ho mpitandro filaminana voasambotry ny polisy teny amin’ny Akoor Digue Andohatapenaka, afakomaly. Nanao fanamiana mpitandro filaminana io lehilahy io. Nentina natao famotorana eny anivon’ny kaomisaria 67 Ha izy. Raim-pianakaviana voafaokan’ny fiara teny Andranotapahana, ny sabotsy 13 septambra, tamin’ny 7 ora sy sasany. Nentin’ny tsara sitrapo namonjy ny hopitaly […]
Nanafika tsena : Roa lahy nofatoran’ny fokonolona
Nidiran’ny jiolahy an-keriny teo am-piomanana hanakaton-tsena ny mpivarotra iray ao Anjozoro Centre, fokontany Anjozoro, kaominina Mantasoa, distrikan’i Manjakandriana, ny 12 septambra hariva. Nirongo fitaovam-piadiana, toy ny antsilava sy basy ireo olon-dratsy. Nanambana basy izy ireo no sady nitaky ny vola rehetra tao an-tsena. Norobainy tamin’izany ny vola 405 200 Ariary […]
Vaky fasana : Razana 42 lasan’ny jiolahy
Fongana ny fasana miisa telo tao amin’ny tanànan’ Ambatolampy, fokontany Analamarina, kaominina Soanierana, distrikan’i Tsiroanomandidy, ny alarobia 10 septambra lasa teo. Novakin’ny jiolahy ireo fasana telo tsy mifanalavitra. Nentin’ireo tsy mataho-tody avokoa ny razana am-polony tao anatin’ireo fasana ireo. Nalain’ireo mpandroba ireo ny razana miisa dimy tao amin’ny fasana voalohany. […]
Anosikely: 4×4 tra-doza, roa maty!
Nodimandry ny vehivavy iray, 25 taona, mpandeha, sy ny mpamily nialana nenina teny anivon’ny hopitaly ity farany, saingy tsy tana koa ny ainy, taorian’ny lozam-piarakodia teny Anosy, ny marain’ny sabotsy 13 septambra teo. Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tetsy Anosy, afakomaly maraina tamin’ny 4ora sy sasany. Tra-doza tamin’ny lalana midina […]




