Mois : septembre 2025

Vaky fasana : Fasana nanitrihana matin’ny pesta lasibatra

Lasibatry ny asan-jiolahy ny fasana miisa roa izay nandevenana olona voan’ny pesta ny iray tao amin’ny fokontany Amparihinomby, kaominina ambanivohitra Tsiroanomandidy Fihaonana, distrika Tsiroanomandidy, ny sabotsy 20 septambra teo. Nasesin’ireo jiolahy novakiana ny fasana miisa roa. Nikoropaka ny tompom-pasana sy ny fokonolona nanama­rina ny isan’ny  razana. Araka ny fanazavan’ny iray […]

Ankatso II: Lehilahy iray maty voatsindron’antsy

Namoy ny ainy, omaly, vokatry ny tsindron’antsy nahazo azy teny amin’ny Fast Food Ankatso II, i Andersen. Namelaka ny tovolahy iray nikitika ny olon-tiany izy, antony namonoan’ny olona azy. Nitrangana vono olona niharo tsindron’antsy, nandritra ny lanonana fandraisana mpianatra vaovao eo anivon’ny Cream (Cercle de réflexion des étudiants pour l’avenir […]