Mpitondra kodiaran-droa iray namoy ny ainy rehefa nifandona tamin’ny taxi-be, teny amin’ny fokontany Ankazobe, kaominina Alasora, distrikan’Antananarivo Avaradrano, omaly maraina. Nitaingina moto scooter, lehilahy iray sy vehivavy niaraka taminy ireo tra-doza ireo. Niala bisikileta teo alohany io moto io kinanjo nifatratra tampoka tamin’ny taxi-be izay nifanoha-dalana tamin’izy ireo, araka ny […]
Mois : octobre 2025
Ambatobe : Trano misy rihana may kilan’ny afo
Nitrangana haintrano indray tetsy Ambatobe, distrikan’ Antananarivo fahadimy, omaly atoandro, tokony ho tamin’ny 2 ora tany ho any. May kilan’ny afo nandritra izany ny trano iray misy rihana sy ny entana tao anatiny. Niainga tao amin’ ny efitrano iray tao ambony rihana ny afo, raha ny fanazavan’ny olona teny an-toerana. […]
Vondron’orinasa Sodiat : Nanaovan’ny mpitandro filaminana be midina
Nosavaina ireo orinasan’ny mpandraharaha Ravatomanga Mamy, omaly. Naharitra ora valo izany. Nitondra taratasy ara-dalàna ny mpanatanteraka ny baiko teny an-toerana. Notanterahin’ny polisy avy amin’ny Brigade criminelle, omaly, ny fisavana ny orinasa roa eo anivon’ny Groupe Sodiat an’ny mpandraharaha Ravatomanga Maminiaina. Nahitana ny Madagascar Security Academy (orinasa fanofanana mpiambina) sy ny […]




