“Ny asam-panjakana ange tsy misy hoe rehefa miova ny fanjakana na ny fitondrana dia manafatra olona avy any an-danitra, angamba, hapetraka eo amin’ny fitondrana sy hanompo ny fanjakana”. Io ny fanehoan-kevitry ny lehiben’ny fanoherana sady filoha lefitra fahafito eny anivon’ny Antenimierampirenena, ny depiote voafidy tany Ambovombe Androy tamin’ny anaran’ny Irmar, […]
Mois : novembre 2025
Mbola miandry
Mbola misangodinkodina be, tsy hita hoe ahoana marina ity raharaham-pirenena ity. Samy mandray izay tiany handraisany izay miseho ny olom-pirenena. Hatreto tokoa anie tsy hay hoe Tetezamita sa Repoblika? Fanina mihitsy aloha raha tsy mbola mahay ny hodidina politika eto amin’ny tanàna. Mila maharaka tantara mihitsy mba tsy ho […]
Toromariky ny filoham-panjakana: Hatao amin’ny teny malagasy ireo taratasim-panjakana
Anisan’ny nisongadina tamin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha, ny toromarika avy amin’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël. Anisan’izany ny fitantanan-draharaham-panjakana. «Tokony hanaovana ezaka ny handikana amin’ny teny malagasy ny taratasim-pifandraisan’ny fanjakana amin’ireo mila raharaha rehetra momba izany», hoy izy. Nampahafantatra koa ny eo anivon’ny fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika […]




