Mois : novembre 2025

Syndicalistes et dirigeants de la Jirama: le bras de fer se durcit

Les tensions internes à la Jirama continuent de secouer la société d’Etat. Hier, les employés syndiqués du « Sendikan’ny mpiasan’ny Jirama (SMJ) » ont de nouveau déclenché une grève au siège technique de Soanierana, annonçant un « service zéro ». Ces syndicalistes brandissent la menace de black-out et coupent l’électricité […]

VAOVAO TAMBATRA

Haharitra 90 andro ny fanadihadiana momba ny kaontim-bola ao amin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny tetibola. Tanjona ny hijerena manontolo ny tsy fahatomombanana sy ny lesoka amin’ny fitantanana ny volam-panjakana. Hanatanteraka ny fanadihadiana ny Fitsarana momba ny kaonty sy ny Fitsirihana ankapoben’ny fanjakana (IGE), izay hatao ao anatin’ny mangarahara. Tsy nahitana […]

Fampandrosoana ny toekarena : Hifanome tanana ny fanjakana sy ny tsy miankina

Fifanakalozana. Niompa­na tamin’ny fanorenana ny toekarena ny dinika andiany fahavalo ho an’ny fifanakalozan-kevitry ny rafi-panjakana sy ny sehatra tsy miankina (8ème table ronde économique) niarahana tamin’ny Vondrona eoropeanina (UE), omaly, tetsy Ambodivona. Hi­rafimbona ny roa tonta hana­tsara ny rafi-pamokarana eto amintsika izay mbola ambany; satria ampahadimin’ny salanisa ankapobeny eto amin’ny […]

Fitrandrahana drakaka : Misokatra ho an’ny Malagasy mpandraharaha

Kitro ifaharan’ny fampandrosoana ny firenena ny toekarena manga. Ankehitriny, misokatra tanteraka ho an’ny Mala­gasy mpandraharaha ny fitrandrahana drakaka. Na izany, mila manaja ny fitsipika hifampifehezana ny rehetra hiadiana amin’ny kolikoly sy hisorohana ny fanararaotana. Tokony ho matihanina tanteraka ireo mpisehatra hitsinjovana ny tombontsoam-pirenena sy hanatsarana ny vidim-bokatra. «To­kony hanaja ny […]

Fitokonan’ny mpiasan’ny Jirama: Ho tapaka tanteraka ny jiro sy rano eto an-dRenivohitra

Milaza ny hanapaka tanteraka ny jiro sy rano eto an-dRenivohitra ny mpiasan’ny Jirama, mpanao fitokonana, anio. Manamafy kosa ny minisitra, Ralitera Ny Ando Jurice, fa efa an-dalana ny famahana ny olana sy ny fijerena manokana ny fitakiana. Tsy misy farany! Mitohy hatrany ny fitokonan’ny mpiasan’ny Jirama mi­vondrona anatin’ny sendika. Nilaza […]