Mois : janvier 2026

Andrianainarivelo Hajo : « Hery ho amin’ny fanavaozana ny tanora »

Anisan’ireo nandray anjara fitenenana tamin’ny fihao­nambe iraisam-pirenena « Con­fé­rence internationale » nokarakarain’ny « Internationale dé­mocrate centriste IDC-CDI » aty Afrika ny filoha nasionalin’ ny antoko Mala­gasy miara-miainga, Andria­nai­narivelo Hajo. Nambarany, tamin’izany, ny andraikitry ny tanora. « Tena ilaina amin’ny fanorenana de­mokrasia ma­tanjaka sy maharitra izy ireo. Maro an’isa ny tanora ary loharanon-kery lehibe amin’ny fanavaozana, […]

Tale jeneraly Spat : Fitantanana atokisan’ny mpiara-miombon’antoka

Tontosa ny 21 janoary teo, tao amin’ny Port Academy Center Toamasina, ny famindram-pitantanana, hisahana ny orinasa misahana ny Seranan-tsambon’i Toamasina (Spat). Nitarika ny fotoana ny minisitry ny Fitaterana (MTM), Raharisone Jean Crescent. Tale jeneraly vaovao hitantana ny Spat Ran­driam­bahoaka Heritiana Ani­cet. Notsipihiny fa « fanehoana ny fifanohizana amin’ny raharaham-panjakana ny fifandim­biasan-toerana, […]

Tarika Gaspira: Misokatra amin’ny tsenan’ny mozika hatrany ivelany

Miorim-paka, misy fototra fa mivelatra ihany koa. Izay no lalan-tsaina nitondran’i Solofo ny tarika Gaspira. Ho an’ireo efa nahalala ny mozikan’ny tarika sy ireo liana te hahafantatra, hisy ny seho an-tsehatra voalohany hotontosain’izy ireo ny zoma 23 janoary izao, manomboka amin’ny 8 ora alina, etsy amin’ny La Teintu-rerie Ampasanimalo. « Tsy […]

Taona 2026 : Hitohy ny « Hiragasy goavam-be »

Anisan’ny ezaka sy fanamby lehibe tanterahin’ny Federasiona mpihiragasy eto Madagasikara ny fanatanterahina adin-kiragasy isan-kerinandro. Hitohy amin’ity taona 2026 ity izany. Na mbola andro vitsy aza no nanitsahana ny taona 2026, nifanaretsaka ny fanontaniana: « hitohy ve ny Hiragasy goavam-be ?». Na-maly io hetahetan’ny olona maro mpitia hiragasy io ny Fe­derasionina mpihiragasy eto […]

INDRAY MIJERY

Ewetse no anaran’ilay rivodoza niditra ao Itam­polo, Ampanihy, omaly tolakandro. Nihena ny heriny ka vinavinaina ho levona an-tanety. Mitondra rotsakorana mitohy amin’iny faritra atsimon’ny Nosy iny ny rahona miaraka aminy. Iangaviana ny mponina voakasika mba ho mailo satria mety hiteraka ranotrambo sy/na fiaka­ran’ny renirano izany. Ho fanamafisana ny ady amin’ny […]