Mois : février 2026

Rivodoza Fytia : Olona iray maty, 22 067 traboina

Lehilahy iray maty nianjeran’ny trano, teny Andohamandry- La Haute Ville, iray hafa lasan’ny rano tany Mahajanga, vokatry ny fandalovan’ny Rivodoza Fytia, tamin’ny faran’ny herinandro. Tafakatra 22 067 ny olona traboina, araka ny tatitry ny BNGRC. Araka ny tatitra vonjimaika navoakan’ny birao mahaleo tena mitantana ny fiatrehana ny loza voajanahary na […]