Mois : février 2026
Mila fantarina ny maika : Diso lalana indray ny tontolon’ny teny malagasy
Manana ny mampiavaka azy ny Malagasy. Iray amin’ireny ny teny. Niharan’ny olana lehibe rehefa tafiditra tao anaty fanjanahantany… Ezahina harenina ankehitriny… Niara-nisy tamin’ny fisian’ity Nosy ity ny teny. Faritra maromaro eto Madagasikara no mbola nahatahiry io teny fototra io amin’ny ampahany lehibe tokoa. Ny hafa, nanafangaro izany tamin’ny fitenin’ireo mpihavy […]
“Festival du Film Francophone” : Halefa ireo sarimihetsika manasongadina ny vehivavy
Hanamarihana ny iray volan’ny Frankôfônia ny “Festival du Film Francpophone”. Ho an’ny eto Madagasikara, hotontosaina ny alarobia 4 marsa sy ny sabotsy 7 marsa izany, etsy amin’ny IFM Analakely. Nosafidiana manokana ireo sarimihetsika manasongadina ny vehivavy amin’ity. Tsy miala amin’ny lalantsaina novoizina hatramin’izay anefa, dia ny sarimihetsika amin’ny teny frantsay, […]
INDRAY MIJERY
Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ny fikambanana EauSoleil Paca, notokanana ny tambajotra famatsiana rano fisotro madio amin’ny alalan’ny paompy mandeha amin’ny herin’ny masoandro. Nisy koa ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny minisitera sy ny EauSoleil Paca amin’ny fampiofanana, andiany faharoa, mahakasika ny fametrahana tambajotran-drano […]
Fanavaozana ny fampianarana: Haharitra efa-taona ny fandaharanasa Pitaf
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny Antaninarenina, ny fandaharanasa ho fanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana. Tohanan’ny Partenaire mondial pour l’éducation (GPE) sy ny mpiray ombon’antoka telo dia ny AFD, Unicef ary ny Banky iraisam-pirenena izy ity. Efa nosantarina ny taona 2025 ny asa ary hitohy hatramin’ny taona 2029. Ho fanavaozana ny […]




