Fialonana noho ny tsy nahazoany anjara lova, novelesin’ilay lehilahy tamin’ny angady, maty tsy tra-drano ny raibeny, tao amin’ny distrikan’Atsimondrano, afakomaly. Mampanaotao foana ny fitiavan-karena diso tafahoatra! Lehilahy iray namono nahafaty ny raibeny rehefa tsy nahazo anjara lova tao amin’ny fokontany Ambohimiadana-Ambatofahavalo, distrikan’Atsimondrano, ny sabotsy 8 febroary teo. Niala ny trano […]




