Dans la matinée du 28 février, les forces armées des Etats-Unis et d’Israël ont mené des frappes militaires aériennes sur le territoire iranien.La riposte iranienne a été immédiate : Des salves de missiles et de drones ont été lancées sur Israël. Mais comme des frappes de missiles ont également eu […]
Mois : mars 2026
« Programme de la Refondation » : le chronogramme de la concertation et des élections dévoilé
Alors que la Sadc a demandé au régime en place, une feuille de route de la Transition politique, à remettre avant le 28 février, elle a droit à un « Programme de la Refondation », détaillant les étapes déjà accomplies et celle à venir, notamment la tenue de la concertation […]
TSELATRA
Nosamborin’ny polisim-pirenena teny Ankaraobato ny lehilahy iray tratra nanodinkodina zaza tsy ampy taona, afakomaly. Tsy nody an-tranon-dray aman-dreny ny zazavavy 14 taona. Nametraka fitarainana teny amin’ny polisy ny fianakaviany satria misy mahita mihaodihaody teny amin’ny fokontany Ambohibahiny izy. Hita niaraka tamin’ny lehilahy iray teo amin’ny fiantsonan’ny taxi-be, ny marainan’ny 27 […]
Itaosy : Jiolahy efatra naiditra am-ponja
Mpamaky fiara nandroba lelavola mitetina 15 tapitrisa Ar, niampy volamena sy finday, notanana vonjimaika any am-ponja, ny zoma 27 febroary lasa teo. Nitrangana asan-jiolahy teny amin’ny fokontany Ambohijafy, kaominina Bemasoandro Itaosy, ny alin’ny 21 febroary lasa teo. Namonjy lanonana ny tompony ka navela amoron-dalana ny fiara. Nosokirin’ireo mpanao ratsy anefa […]
Andekaleka : Nitokona ireo mpitrandraka volamena
Niakatra an-tanàna, nampihorohoro ny mponina ireo mpitrandraka volamena ao Andekaleka, afakomaly. Nitaky ny hamoahana ny namany izay notazomina izy ireo. Miady volamena amin’ny toerana manan-tompo ireto andian’alona ireto. Tsy manana taratasy fahazoan-dalana hitrandraka anefa izy ireo saingy nanao an-keriny hatrany. Niditra an-tsehatra nandamina ny raharaha ny ben’ny Tanàna miasa ao […]




