Mois : avril 2026

Holafitry ny mpanao gazety: Enina ny kandidà ho mpikamban’ny Ceni

Hotanterahina ny 10 avrily ho avy izao ny fifidianana izay ho solontenan’ny Holafitry ny mpanao gazety eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana na Ceni. Fito no nandefa antontan-taratasy. Enina no nahazo ny fankatoavana. Efa vita rahateo ny antsapaka mahakasika ny filaharan’izy ireo anatin’ny lisitra isafidianana. Mitondra ny laharana […]

Tsy azo enjehina koa?

  Firenena hafakely mihitsy ity Madagasikara malalantsika ity, amin’ny ankapobeny. Aiza dia mangataka ny zo tsy azo atao na inona na inona ihany koa ry ben’ny Tanàna isan-tsokajiny, ankehitriny. Asa, inona loatra no mahatonga azy ireny haka tahaka ny solombavambahoaka. Ny afitsok’ireto farany amin’ny endrika fandikan-dalàna samihafa, saingy tsy azo […]

Fanehoan-kevitra momba ny Tafika : Tsy faly ny miaramila sasany, manamafy izany ny filoha

Anisan’ny nambaran’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, tany Fianarantsoa, ny herinandro teo, ny momba ny fialana amin’ny vahiny sy ny mpanjanaka. Nitondra ny heviny ny izy ary nanamafy izany ireo miaramila sasany. Nambarany fa misy mam­pirisika ny hialana amin’izy ireo nefa mbola Malagasy koa no avy eo karamain’ny vahiny hanaratsy […]