Fametrahana ny fifandraisana ara-diplaomatika eo amin’ny firenena roa tonta, fifanarahana rafitra ankapobeny momba ny fiaraha-miasa, fifanarahana ara-politika, fanalana “visa” ho an’ireo mitondra pasipaoro diplaomatika sy pasipaoro ho an’ny mpiasam-panjakana. Ireo ny fifanarahana efa-tonta vita sonia teo amin’ny minisitry ny Raharaham-bahinin’i Madagasikara, i Alice N’Diaye, andaniny; ankilany, ny minisitry ny Raharaham-bahin’i […]
Mois : avril 2026
Filaharambe hatrany
Mampanontany tena mihitsy ny andavanandrom-piainan’ilay Malagasy. Vao maraina, omaly, tena mbola anaty haizina dia efa filaharambe ireny milina fisintonana vola eny amin’ny banky ireny. Toraka izany ny filaharana fiara fitateram-bahoaka. Vao miposaka ny masoandro, efa lavabe ny filaharana taxi-be. Izay tsy milahatra, mifanosika, mitady hirika rehetra ahatafidirana anatiny. Soa aloha, […]
Foloalindahy Malagasy : Tonga ny basy sy fiara mifono vy avy any Rosia
Noraisina tamin’ny fomba ofisialy omaly, ny fitaovam-piadiana avy amin’ny Rosianina. Notanterahina teny amin’ny toby jeneraly Mounibou Ismaël eny Ivato, ny lanonana mifandraika amin’izany. Tafiditra ao anatin’izany koa ireo fanampiana samihafa. Manamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta izany famatsiana fitaovam-piadiana sy fanomezana fanampiana izany, taorian’ny fihaonan’ny filohan’ny Fanavaozana ny […]
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 01 04 2026 )
Trail de Maurice : Lasan’i Hajanirina ny medaly volamena
Norombahin’i Hajanirina, atletan’ny Crown Vakinankaratra, ny laharana voalohany sy ny medaly volamena nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Maurice tamin’ny hazakazaka anaty natiora na ny Trail, ho an’ny halaviran-dalana 32 km. Fifaninanana nokarakarain’ny ligy any an-toerana, ny sabotsy 28 marsa lasa teo. Notarihiny hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany ny hazakazaka. […]




