Hitondra ny traikefany any Alençon-Normandie, France, ny Malagasy mivondrona ao amin’ny “Alliance AfricanZ Madagascar”, izay manao ny “ AfricanZ Dance”, ny 20 jona izao. Tanjona amin’ny fandefasana ireo mpahay dihy voafantina ireo ny hampiofana ireo mpikambana liana any an-toerana sy te ho lasa matihanina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ka afaka mitarika […]
Mois : mai 2026
Rallye Motul : Hirefy 72 km ny dingana manokana (ES)
Hotanterahina ny zoma 29 sy ny sabotsy 30 mai ho avy izao ny Rallye Motul. Dingana voalohany amin’ny fifaninanam-pirenena. Hikarakara ity hetsika ity ny klioba FMMSAM. 129, 240 km ny halaviran’ity rallye ity ary misy dingana manokana (ES) 8, izay mirefy 72 km. Anisan’ny lava indrindra ny eo Anjeva mihazo […]
Fifanintsanana Can 2027 ; Iray vondrona amin’i Nizeria ny Barea
Tontosa omaly, tany Le Caire, Egypta, ny antsapaka ahafantarana ny anaran’ireo firenena miray vondrona amin’ny fifanintsanana Can 2027. Hiara-kiady ny tapakila tokana, i Madagasikara, i Nizeria ary i Guinée Bissau. Efa tafita kosa i Tanzanie. “Fito taona aty aoriana!” Miray vondrona « L » amin’ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara ny Super Eagles […]
ireo tantsaha eny Laniera : Mitaraina amin’ny fandravana
Velon-taraina ireo tantsaha eny Laniera fa nisy nanafika ny fotodrafitrasa eo amin’ny Lac Iarivo. Efa nisy ny fandravana izany teo aloha nataon’ireo vatan-dehilahy “gros bras”. Efa tafatsangan’ny vahoaka ny fotodrafitrasa hatramin’ny birao saingy nisy olona tonga teny amin’ny secteur 12 niaraka tamin’ny polisy, ny alahady teo. Ny alatsinainy alina, nisy […]
Ofnalat : Marolafy ny ady amin’ny fifohana sigara
Marihina isan-taona, isaky ny 31 mey, ny Andro maneran-tany iadiana amin’ny fifohana sigara sy fihinanana paraky. Nanazava ny talen’ny Ofnalat, Ralibera Jerisoa, fa maromaro ny hetsika fanamarihana ary efa nisy ny varavarana misokatra nanomboka omaly, etsy amin’ny ivontoerana iadiana amin’ny fiankinandoha amin’ny sigara eny Itaosy. Nisy ny fanentanana amin’ny ady […]




