Tontosa soa aman-tsara ny faran’ny herinandro teo ny «Lohavogny 2026 ». Natao tao amin’ny zomban’Andriamisara izany, izay notarihin’ny Ampanjaka Kamamy Georges. Fomba nentim-paharazana izay notohizan’ny taranaka izy ity any Menabe, izay natao indrindra hanomanana ny « Fitampoha » manaraka, ka nanaovana ireo fanao toy ny famonoana omby, sns. Nivoaka nandritra ny «Lohavogny» ihany […]
Mois : juin 2026
Tarika Kiaka : Mipetraka amin’ny lazany, 40 taona aty aoriana
Nangoro-mainty ny lapa… Mpankafy rock, fa indrindra mpiondana ny tarika Kiaka ireo nameno azy, omaly. Mbola mitoetra ny lazan’ny tarika. Niteny ny traikefa. Traikefa niampy talenta. Talenta be mpankafy ka hipoka ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, omaly. Tao ny lava volo, mitafy mainty ny ankabeazany, misalotra hoditra hatrany am-paladia… Tsy tanora […]
INDRAY MIJERY
Hotontosaina ao amin’ny UCM Ambatoroka ny Forum de la Psychologie izay karakarain’ny Association Arche ny 12 sy 13 jona ho avy izao. Hetsika maro no hatolotra ny mpanotrona izay mifototra amin’ny fahasalaman’ny saina. « De moi à l’autre : comprendre le conflit pour mieux vivre ensemble » ny lohahevitra ifantohana. Mandritra ny […]
CHRR Ambositra : Nisy fandidiana maimaimpoana
Ho fanamafisana ny ezaka ataon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fampanatonana ny tolotra ara-pahasalamana ho an’ny vahoaka, notanterahina tao amin’ny CHRR Ambositra ny hetsika fitiliana maimaimpoana ny areti-maso katarakta arahin’ny fandidiana, naharitra telo andro, tao amin’ny CHRR Ambositra. Hetsika mitondra fanantenana sy fahasitranana mivantana ho an’ireo marary indrindra ireo efa niaina fahasahiranana […]
CHU Analankinina : Ivontoerana fitsaboana olona marary saina
Niakatra 380 isam-bolana taorian’ny rivodoza Gezani ny isan’ireo marary saina. Nahatonga sy nitarika rarin-tsaina an’olona marobe iny trangana rivodoza iny, izay nahasimba ny fotondrafitrasa maro sy trano fonenan’ny olon-tsotra teto Toamasina. Saika vehivavy ny ampahany betsaka amin’ireo marary, raha ny fanazavana manokana nentin’ny dokotera, Ratobimanankasina Lanja, misahana manokana ny fitsaboana […]




