Afaka efatra andro eo, hanomboka indray ny fetin’ny baolina kitra maneran-tany, na ny Mondial 2026, izay hatao any Meksika, Etazonia, Canada. Ny fifanandrinan’i Meksika sy Afrika Atsimo, moa no hanokatra ny lanonana, ny 11 jona ho avy io, ao amin’ny Estadio Azteca. Fa anisan’ireo fihaonana tena andrasan’ny mpankafy baolina kitra […]
Mois : juin 2026
Basikety-World Cup 3×3 : Top 12 ny Ankoay sokajy lehilahy
Nifarana teo amin’ny dingana ampahavalon-dalana ny lalan’ny Ankoay lehilahy, tao anatin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety 3×3, natao tany Pologne, ny 1 hatramin’ny 7 jona lasa teo. Na resy aza nefa ny Malagasy, nanoratra tantara satria tafiditra anatin’ny Top 12 maneran-tany eo amin’ity taranja ity. Tsy vitan’izany, ekipa tompondaka […]
Fifanintsanana lalao olympika 2028 : Ady sahala 1 no ho 1 ny an’ny Barea vehivavy sy i Soudan Atsimo
Tsy nisy tafavoaka ho mpandresy ny lalaon’i Soudan Atsimo sy i Madagasikara, nandritra ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny Lalao Olympika 2028, ho an’ny taranja baolina kitra sokajy vehivavy. Nisaraka ady sahala 1 no ho 1, ny roa tonta, omaly, tany Soudan Atsimo. “Sady tsy resy no tsy nandresy ”! […]
FANTINA sy FINTINA
Nolanian’ireo depiote teny amin’ny Antenimierampirenena, Tsimbazaza, ny faran’ny herinandro teo ny tolo-dalàna lah. 003-2024/PL momba ny fanavaozana ny satan’ny mpitsara. Tolo-dalàna naroson’ny mpahay lalàna, ny depiote voafidy tany Farafangana, Raby Savatsarah Ain’Harimanga. Tanjona amin’ny tolo-dalàna ny hampifanaraka ny sata ara-pitsarana amin’ny zava-misy ankehitriny sy ny fanatsarana ny fitantanana ny fitsarana […]
Depiote Manantena Hajanirina Dinah : « Samihafa ny fanapahan-kevitry ny depiote sy ny birao maharitra »
Maro ny vaovao niely mahakasika ny fanesorana ny zo tsy azo enjehina ny solombavambahoaka nandritra ny faran’ny herinandro. Nitondra fanazavana mahakasika izay ny depiote voafidy tao Ifanadiana, Manantena Hajanirina Dinah. «Raha mandritra ny fotoam-pivoriana ara-potoana tahaka izao dia tokony ho ny solombavambahoaka rehetra no mifidy sy manapaka ny fanesorana izany. […]




