TSELATRA

Notanana vonjimaika any am-ponja, afakomaly, ireo olona miisa enina nahatrarana vatoharatra fampiasa amin’ny fiara sy kojakoja samihafa, tao Antsiranana. Nangalarin’izy ireo tamin’ny fiara mipetraka
Jiolahy roa lahy mpanao asa ratsy, lavon’ny balan’ny polisim-pirenena tao Tsararano ambany, kaominina Mahajanga, afakomaly. Namaky trano tao an-toerana ireto mpanao ratsy nifanehatra tamin’ny mpitandro filaminana eo anivon’ny UIR ireto. Tsy nisy alaharo, nirefotra ny basy rehefa nikasa hamaly ny polisy ireo olon-dratsy. Vokany, maty tsy tra-drano ireo roa lahy.

Partager sur: