TSELATRA

Notokanana omaly ny toeram-pitsaboana sy biraon’ny polisy misahana ny fifamoivoizana etsy anivon’ny kaomisaria foibe Tsaralalàna. Ho fanakaikezana hatrany ny vahoaka sy ho fanatsarana ny tolotra omena azy ireo ny antony. Notokanana ihany koa ny toeram-pivarotana fitafiana amin’ny asa sy kojakoja ho an’ireo polisim-pirenena. Nisy ny fanolorana ireo fotodrafitrasa hafa toy ny andry fananganan-tsaina sy ny fanavaozana ny ivelany sy anatiny ao amin’ny kaomisaria foibe.

Partager sur: