Haseho an-tsehatrany “Tonony ho hira” iarahanaamin’iHajiaFarany, anio 16 novambra, manombokaamin’ny2oratolakandro, etsyamin’nyTranombokim-pirenenaAnosy, efitranoDox. Mandritraizany, hifanindran-dalananytononkalosyhira, izayiarahana amin-dry Dinah Nt, Mirindra, FoMivetso, FinaritraSarobidy , Ma Andrianiaina, MiangalySoratra, EdenaHisambarana, DiamondraLiantsoa, SarobidyOfisialy, TanjonaNomenjanahary, Jacky synyTalentany. Mandritraizanydiahisyboky “Aferontany” nosoratan’iHajiaFarany.
Tsangambaton’nympanoratranyboky, aryanisan’nyantonyiraymahaizyazynympanoratraihanykoanysanganasa. Misyeoamin’ny 60 pejyeonyboky “Aferontany”, izayahitanatononkalo 67 isaaoanatiny. Mpanoratra manana nymahaizyazyihanykoanynanaonytenyfanoloranadia Ny IrakaRambolamanana.Tazanaaoanatin’itybokyityireotononkaloanisan’nynahafantaran’nymaroan’iHajia, rahatsyhilazaafa-tsyny”Epistily”,”Sambo ory”,”Nenti-maty”….
. « Nofidiakohanehoana fa mangidynyfisarahananaainanafitiavana, fahakambotiana, alahelo, fahafatesana no tazanaaoanatin’itybokyamboarantononkaloity », hoy iHajiaFarany. Votoatin’nybokynyfiainanaeoamin’nyolanamaroisan-karazany, ahatarafanatarakevitrafahafatesanaihanykoaizanysynydonam-piainanasamihafa, ka nahatongany « Aferontany »
Narilala