Ny fiavahanyamin’nyzavatrarehetra no singamahakantonyzavatrairay. Mampiavakanympanakantoirayihanykoanyfitondranyvokatsoasyfahafinaretanaamin’nykantoataonyhoan’nymanodidina.
Tavoahangyplastikasyvy, taratasy, poti-damba … Izanyrehetraizany no nampiasainahanehoanazavatrakanto, ampirantianaenyamin’nyImmeuble H Andraharo, nanombokanyalarobia 23 novambrateo. Rantynomenanylohateny :“Cellules humains, c’estluil’humain” . Tetikasanentin’i Olivia Bourgoisnifaninanatamin’ny “Prix Paritana 2022” ka nahazonynylaharanafaharoa. Kanadianina 20 taonaterakateto Antananarivo i Olivia Bourgois,namadikanyfakoplastika ho zavakanto. Fampifandraisananynianaranysynyzava-misyiainanaankehitriny no nahatongaazyhanaoizaotetikasaizao, rahanyfanazavany.
Manehonydinganasylalam-piainan’nyolombelonairay, nylasasynyankehitrinyaryny ho avyiretotsanganasanyireto. Anisan’izanynyfiovan’nylokon’nysingaarakanytaratramanazavaazy. Trangaizayhitataratraamin’nyfiainan’nyzanak’olombelona.
Manampy be amin’nyfikajiananytontoloiainanaihanykoaizy. Asongadiny fa azo ahodinairenyfakoireny katsytokonyhaparitaka. Izanyindrindra no nahavoafidyitytetikasaitynandritrany “Prix Paritana 2022.
“Prix Paritana”,misokatra ho an’nympanan-talentamoninaetoMadagasikara. Ny volanajanoary no fanombohan’nyfisoratanaanarana,nyvolanaavrilykosanyfivoahan’nyvaliny. Misynyfanohananasyfanampianaataon’nyFondation H ho an’nympandresyamin’nyfampirantianaataony.
Lin (Mpianatraasa)