Auteur/autrice : Adnews

Efa indroa nigadra : lehilahy nisandoka ho kolonely voasambotra

Tratran’ny zandary ny lehilahy iray nisandoka ho kolonely hatry ny ela teny Soamanandrariny, Ambohimangakely, afakomaly. Milaza azy ho manamboninahitra ambony, mahavita mamoaka olona any am-ponja ity kolonely sandoka ity. Efa mananika ny faha-64 taonany, reseny lahatra amin’ny filaza masaka ireo sendra azy. Vitany avokoa ny mamoaka ny gadra mamita sazy […]

INDRAY MIJERY

Hotanterahina eny amin’ny FJKM Ialanana Vavolombelona, synodam-paritany Antananarivo Andrefana (SPAA-10) ny fanamarihana ny faha-30 taona niorenan’ny sampana Mpanazava sy Tily (Sampati) eo amin’ny sahan’ny FJKM. Haharitra 4 andro ny fanamarihana izany eny an-toerana izay hihaonan’ireo Sampati manerana ny Nosy. Nomena fiofanana ireo tomponandraikitra isam-paritra eo anivon’ny fikambanan’ny varira eto Mada­gasikara. […]

Fizarana fisotroan-dronono : mitohy ny fanajana ny tetiandro napetraka

Hanomboka anio ny fiza­rana fisotroan-dronono ho an’ ireo zokiolona eto Anala­manga ho amin’ity volana aogositra ity eny anivon’ireo Perceptions Principales sy ny TMA ary ny TPIC. Ho an’ireo mpisitraka ma­nana laharana miafara amin’ ny 0-1-2 no mandray ho an’ny anio alakamisy 10 aogositra. Anjaran’ny manana laharana miafara amin’ny 3-4-5 kosa […]

Vangaindrano : nofanina ireo mpanentana ara-pahasalamana.

Mbola maro ny olona mararin’ny tazomoka any amin’ny distrikan’i Vanganindrano. Hampihatra paikady mifanaraka amin’ny zava-misy any an-toerana ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka amin’ny ady amin’ny tazomoka. Anisan’izany ny hahafahan’ny mpanentana ara-pahasalamana mitily sy mitsabo ny tazomoka ho an’ny olona rehetra. Nomena fiofanana, araka izany, ireo mpanentana ara-pahasalamana miisa 320 any an-toerana. Indroa […]

“Festival des œufs” andiany faharoa : hisarihana ny olona hanjifa atody sy hiompy akoho

Sakafo feno, mahavelona, ny atody nefa mbola ambany ny tahan’ny fihinanana azy eto amintsika. Manomana hetsika hanomezana lanja ny vokatra mandritra ny hateloana ny fikambanana 2A any amin’ny 37 km miala ny Reni­vohitra, ao Antanetibe Mahazaza. Eto Madagasikara, mihinana atody 20 isan-taona ny olona iray, raha atody 200 isan-taona ho […]