Auteur/autrice : Adnews

Faha-55 taonan’ny FJKM : homarihina amin’ny synodam-paritany 6

Nitondra fanazavana, omaly, ny tonian’ny departemantan’ ny fiangonana FJKM, Robson Rado Lalaina, mpitandrina fa hatao amin’ny synodam-paritany 6 ny fanamarihana ny faha-55 taonan’ny FJKM. Hivondrona amin’ireo synoda efa nofantenana manokana ireo ny fitandremana isaka ny synoda misy azy sy manakaiky azy avy. Anisan’ny hanatanterahana izany ny any Nosy Be synodam-paritany […]

Filoha Rajoelina Andry : tsy hilefitra amin’ireo nanaparitaka laza adina ny fanjakana

Hentitra ny filoham-pirenena Rajoelina Andry nilaza fa tsy handefitra amin’ireo manao takalon’aina ny tanora malagasy mahakasika ilay laza adina Tantara sy Jeografia nivoaka mialoha iny. “Na ny tao amin’ny Ofisin’ny Bakalorea na ireo mpizara laza adina, tsy maintsy nisy tomponandraikitra ambony namoaka iny laza adina Tantara sy Jeografia iny voalohany […]

TARATRY ny KANTO

Hahemotra rahampitso ny “Manala azy vita Bacc”. Na efa vonona aza ny Olombelo Ricky sy ny mpikarakara, voatery noraisina ny fepetra noho ny zava-nitranga, ny alarobia teo. Manan-kery hatrany kosa ireo tapakila efa lafo, ary tsy miova ny fandaharam-potoana, raha ny fanazavana, omaly. Ao Antsahamanitra ihany, manomboka amin’ny 3 ora […]

“Lalaon’ny Frankôfônia 2023”: tanora mpanakanto miisa 22 no hisolo tena an’i Madagasikara

Hihazo an’i Kinshasa, hiaro ny voninahi-pirenena ihany koa ireo mpanakanto, mandritra ny “lalaon’ny Frankofonia 2023”. Sokajy 7 no handraisantsika anjara eo amin’ny lafiny zavakanto. Raikitra! Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia lasa teo, ny handraisan’i Madagasikara anjara amin’ny “lalaon’ny Fran­kôfônia 2023”, hatao any Kins­hasa, Repoblika Demokrati­kan’i Congo. Eo amin’ny lafiny […]

Fialantsasatra lehibe: manomana fialamboly maro ny any Toliara

“Grandes vacances Toliara”. Hetsika iray, haka endrika fialantsasatra lehibe sy iombonana izy ity. Nampahafan­ta­rina tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny foiben’ny Telma Andraharo, ny andinindininy amin’ity andiany voalohany ity. Hotontosaina ny 4 ha­tramin’ny 27 aogositra izany, izay hanentanan’ny mpikarakara ireo mpizahatany sy mpiala sasatra mandritra ireo telo herinandro ireo. “Maro […]