Auteur/autrice : Adnews

Taksiborosy nitsoraka ambany tetezana : zaza 8 taona namoy ny ainy, olona 8 naratra

Maty tsy tra-drano ilay zaza 8 taona tao anatina taksiborosy iray tra-doza tao Ambatolampy, omaly. Nandeha mafy, tafavoaka ny tetezana anatin’ny lalam-pirenena fahafito, teo amin’ny PK 57+700, Antsahafiraisana, fokontany Amboniriana, kaominina Andriambilany, distrika Ambatolampy, ny taksi­borosy iray, omaly maraina. Nitondra mpandeha avy any Vangaindrano, nikasa hihazo an’Antananarivo izy ireo. Nivoaka […]