Auteur/autrice : Adnews

Teatra an-kalamanjana: hisehatra eo Analakely ny Tropy Jeannette

Tropy zokiny indrindra, fa tropy mihetsika indrindra ihany koa ! Tsy mitsaha-mikaroka hevitra hampitana sy hampitiavana ny teatra ny Tropy Jeannette. Ezahan’ izy ireo samy mahazo ny anjarany, araka izany, avy ny mpankafy teatra. Efa nentin’ny tro­py tetsy amin’ny efitranon’ny Arena Ivandry an-tsehatra tsy ela akory izay, ilay piesy « HM ». Noho […]

Ratovo Valiha : mahasarika tanora ny « Semaine de la Valiha »

Madiva hifarana ny hetsika « Semaine de la Vali­ha » niarahana tamin-dRa­tovo Valiha, eny amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM Analakely). « Ny Valiha sy ny tontolony ho fampandrosoana lovain-jafy » no lohahevitra novoizina nandritra ity hetsika ity. Fampirantiana sy atrikasa ary valandresaka momba ny valiha no nentina namenoana izany hetsika izany. Tanjona ny hametraka ny zavamaneno […]

Tetikasa baolina kitra : misokatra ny Dato Akademy Mahazaza

Ho fampivoarana ny taranja baolina kitra eny ifotony, nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny alarobia 14 jona lasa teo, teny Antanetibe Mahazaza, distrikan’Am­bohi­dra­trimo Antananarivo, ny Dato Akademy Mahazaza. Te­tikasa iray novolavolain’ny Dato FC, avy any Farafangana sy ny kaominina eny an-toerana izy ity. Efa misy manerana ny distrika maro ny Dato […]