Auteur/autrice : Adnews

toliara : misongadina ny vehivavy

Nisongadina nandritra ny fakan-kevitra, natao tany To­liara, ny anjara toeran’ny ve­hivavy amin’ny sehatry ny fampandrosoana. Manaporo­fo ny fanadihadiana nataon’ny minisiteran’ny Mponina fa ny vehivavy no tena fanoitra ho amin’izany. Sady manana fa­ha­matorana amin’ny fitantanam-bola no mahomby amin’ny fitehirizam-bola izy ireo raha miohatra amin’ny lehilahy. Nahitana izany ny fanaraha-maso taorian’ny fizarana […]