Auteur/autrice : Adnews

Africa Women’s Cup 1st Division : nandrombaka ny medaly alimo ny XV Makis Ladies

Nifarana ny alahady 28 mey lasa teo, tao amin’ny kianjan’ ny Makis Andohatapenaka, ny fifaninanana Rugby Africa Women’s Cup 1st Division. Lasan’ny Springboks Afrika Atsimo, ny amboara be sy ny medaly volamena. Nampion­drika ny XV Makis Ladies Madagasikara, tamin’ny isa 79 no ho 8, izy ireo. Ny ekipan’ny Springboks sy […]

Coupe du Président Karate : nakarina ho 6è dan ny filoha Rajoelina

Notanterahina ny sabotsy sy alahady 28 mey lasa teo ny fihaonamben’ny karate malagasy sy ny fiadiana ny amboaran’ ny filoha “coupe du président”. Nakarin’i Hanshi Ramanitran­dra­sana René, 10 eme dan amin’ity taranja ity ho tempana mainty, 6 eme Dan ny filoham-pirenena malagasy, Rajoelina Andry Nirina. 30 taona nanaovana karate rahateo […]

Kitra Malagasy : mety ho Bernard Casoni no ho mpanazatra ny Barea

Araka ny vaovao mandeha, anarana mpanazatra roa no fantatra fa mety hitondra ny Barea de Madagascar. Na ilay teratany portiogey, Fabiano Costa, na ilay Frantsay, Bernard Casoni no handimby an’i Nicolas Dupuis. Araka ny fanadihadiana natao, anarana mpanazatra roa no fantatra fa mety hitondra ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara. Andaniny, Fabiano […]

Analamanga Park : nampirevy ry AmbondronA sy ’Zay

Eny, « nampirevy » mihitsy no mahalaza azy. Seho niavaka no nentin’ny Star nanamarika ny fiovana endrika teo amin’ny zava-pisotro “Fresh”. Efa ela naniriana, saingy izay vao tafaraka tamin’ny sehatra iray mantsy ny tarika ‘Zay sy ny tarika AmbondronA. “Nampi­revy” ara-bakiteny izy ireo, teny Analamanga Park, omaly. Fitsangantsanganana hoan’ny mpianakavy kokoa, saingy […]

Fiaraha-miasa amin’ny mpanakanto : anisan’ny masoivohon’ny Telma i Dadi Love

Mpahay kanto, masoivohon’ny orinasam-pifandraisana Telma ihany koa i Ra­jaosalama Stéphanoelson Her­vé na Dadi Love, manomboka izao. Nisy ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety, natao teny amin’ny « Campus Telma » Andraharo, ny Zoma 26 mey 2023, nampahafantarana izany tamin’ny fomba ofisialy. Nanatanteraka ny valan-dresaka ireo solontenan’ny roa tonta. « Haharitra roa taona ny […]