Auteur/autrice : Adnews

Fiompiana: hiara-hiasa ny FMFP, MPE, IPA ary ny MDB

Natao ny zoma , nandritra ny foire internationale de Madagascar (FIM), teny amin’ny zone Forello Tanjomba­to, ny fanaovan-tsonia fifanarahan’asa ataon’ny Fonds mal­gache de formation professionnelle (FMFP) na ny tahiry famatsiam-bola malagasy ho fampiofanana ny mpiasa miaraka amin’ireo vovonona telo misehatra amin’ny fiompiana. Anisan’izany ny Malagasy professionnel de l’élevage (MPE), ny […]

Tohan’Ambatovy : fifampindramam-bola ho an’ny tantsaha

Tohanan’ny tetikasa Amba­tovy koa ny fikambanana tantsaha any amin’ny distrikan’i Toamasina II, Brickaville ary Moramanga. Tantsoroka ahafahan’izy ireo mametraka ao anatin’ny fikambanana rafitra fanaovana tahiry sy fifampindramam-bola ary iarahan’ny mpikambana mitantana. Na­taon’Ambatovy izany entina hanatsarana ny asa mampidi-bola ho azy ireo. Miisa 54 ny fikambanana tantsaha misitraka ny fanampiana avy […]

Imperial Brands : lasa maitso ny velaran-tany 600 ha any Mandoto Vakinankaratra

Nahomby ny fanatanterahana ny andiany voalohany ny tetikasa Madagasikarantsika, ataon’ny vondrona orinasa Imperial Bands. Maherin’ny 200.000 ny zanakazo voavoly, raha 170.000 ny vinavina tany am-piandohana. Nampahafantarina nandritra ny Foara iraisam-pirenen’i Mada­ga­si­kara (Fim) teny Tanjom­bato, ny herinandro lasa teo, ny tetikasa tanterahan’ny Vondrona orinasa Imperial Brands. Nanom­boka ny volana mey 2021 ny […]