Nitohy tany Mahajanga indray ny famelabelaran-kevitra sy fihainoana ny vahoaka tanterahin’ny antoko MMM ny sabotsy. Anisan’ny noresahin’izy ireo ny fiainam-pirenena. “Mitady ny fomba rehetra hifikirana eo amin’ny toerana sy hanalavana ny fahefany ny mpitondra”, hoy ny filoha nasionaly, Andrianainarivelo Hajo. Nanteriny fa tena nihemotra isika. Miha mahantra, araka ny antontanisa […]
Auteur/autrice : Adnews
Lalaon’ny Nosy (jioi 2023)
Raha tsy misy ny fiovana, ho tonga anio, eto Madagasikara, ireo delegasiona avy amin’ny Vaomiera iraisam-pirenen’ny lalao (CIJ), misahana ny lalaon’ny Nosy andiany faha-11. Hijery ny fandrosoan’ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa sy ny pitsopitsony teknika samihafa izy ireo, mandritra ny fitsidihana. Andrasana ny fankatoavana na tsia ny mety hahazoan’i Madagasikara mampiantrano […]
Rallye Motul: nanjakan’ny klioba ASACM ny fifaninanana
Nifarana omaly alahady, tetsy Ankorondrano ny Rallye Motul, nokarakarain’ny FMMSAM. Dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena. Nanjakan’ny klioba ASACM sy ny fiara Subaru ny fifaninanana satria izy ireo avokoa no telo tonga voalohany. Nandrombaka ny fandresena, i Frederic sy i Mick, nahavita ny hazakazaka tao anatin’ny 1 ora 20 mn […]
Orange Pro League : ady sahala ny CFFA sy ny Ajesaia
Niady tanteraka ny fihaonan’ny Ajesaia Bongolava sy ny CFFA Andoharanofotsy. Nisaraka ady sahala, 2 no ho 2, ny roa tonta tamin’ity lalao ampahefa-dalana mandroso, fifaninana «Playoff Orange Pro League (Opl) 2023», ity. Fifanandrinana notanterahina ny sabotsy lasa teo, teny Ambohidratrimo. Nanokatra ny isa voalohany ny Ajesaia, tamin’ny alalan’i Feno, ny minitra faha […]
Basikety-Fanomanana “World Cup 3×3”: hanao ny ezaka rehetra ny Ankoay lehilahy
Hijanona ao Serbie, mandritra ny 15 andro, hanaraka fiofanana sy hanao fanazarantena, ny Ankoay sokajy lehilahy. Nanome toky ny hanao ny ezaka rehetra ireo mpilalao 4 mirahalahy (Livio, Elly, Fiary, Arnol) miaraka amin’ny mpanazatra azy ireo, Randrianarivelo Jean de Dieu (Deda), mandritra ny fotoam-panomanana. Tsapan’ireo mpilalao rahateo fa miandrandra vokatra tsara avy aminy ny Malagasy […]




