Accusée de tentative de meurtre sur un jeune de 25 ans, la femme d’affaires, Raïssa Razaivola, est passée devant la barre hier au tribunal Anosy. Le verdict est tombé, elle a écopé de 7 ans de travaux forcés. D’après elle, elle est condamnée à une peine lourde, pour la simple […]
Auteur/autrice : Adnews
Image ou e-mage?
Buzz et encore du buzz ! Une fois lancé, difficile de l’arrêter. Cette semaine, c’est un jeune homme vêtu d’un uniforme militaire qui a fait la une des réseaux sociaux. Interpellé par la gendarmerie, il a été placé en garde à vue pendant toute une soirée avant de recouvrer la liberté. […]
Tournoi Fitaratra : hifaninanana ireo Epp 32
Miisa 32 ireo sekoly fanabeazana fototra na Epp mandray anjara amin’ny “Tournoi Fitaratra”, taranja baolina kitra lalaovin’olona fito. Hetsika notanterahina tao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, omaly. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny Epp Anosibe sy Antanimena. Haharitra hatramin’ny 24 may ny fifanintsanana. Ireo mpianatra ao amin’ ny kilasy fahefatra (T4) no […]
Basikety N1A(L)-Andrefana: tsy tonga ny MB2ALL sy ny SEBAM
Nanomboka omaly, ao amin’ny Complexe Ampisikina, Mahajanga, ny fifaninanana N1A lehilahy ho an’ny kaonferansa Andrefana. Ekipa enina no mandrafitra ny fifaninanana. Tsy tonga ny ekipan’ny SEBAM, Boeny sy ny MB2ALL, Analamanga. Nanokatra ny lalao ny AS Fanalamanga sy ny MBC Atsinanana. Taorian’izay ny fifandonan’ny GNBC Analamanga sy ny ASCUT Atsinanana. […]
World Rugby : nodimandry i Lapasset, filoha teo aloha
Misaona ny tontolon’ny baolina lavalava maneran-tany. Nindaosin’ny fahafatesana, tany Louit, ao Hautes-Pyrénées, ny talata lasa teo, i Bernard Lapasset, filohan’ny federasiona frantsay sady mpitantana ny federasiona iraisam-pirenena “World rugby”. Ny aretina efa nitaiza azy nandritra ny fotoana naharitra no nitarika ny fahafatesany teo amin’ny faha-75 taonany. Anisan’ny mpitantana nanamarika ny […]




