Les événements dans le cadre de la célébration du 66e anniversaire de l’indépendance de Madagascar s’enchainent. Hier, les autorités ont organisé une course populaire reliant le Coliseum d’Antsonjombe au stade d’Alarobia, avec la participation des membres du gouvernement, des hauts responsables de la République, des agents des ministères ainsi que […]
Auteur/autrice : Adnews
Madagascar – Iran: a l’heure de la redynamisation des relations bilatérales
Les relations bilatérales entre Madagascar et l’Iran prennent un nouvel élan, après avoir connu un ralentissement ces dernières années. Le nouvel ambassadeur de la République islamique d’Iran à Madagascar, Sabzali Alireza, a présenté ses lettres de créance au président de la Refondation de la République, le colonel Michaël Randrianirina, mardi […]
Indray mijery
Ho an’ny fandraisana mpiasa 356 eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, mizara toy izao ny sokajy : mpampiofana 220, mpiasa ara-pitantanana sy ara-teknika 136. Efa nanomboka ny alatsinainy teo ny fametrahana ny antontan-taratasy ary ny 22 jolay ho avy izao ny daty farany fametrahana izany. Eny amin’ny foiben-toeran’ny […]
Ankadikely Ilafy: zaza nariana teo an-tokotanim-pasana
Tsy nisy aina intsony ny zazavavy iray tsikaritry ny mpandalo tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, ny alatsinainy 22 jona teo. Nitafy lamba madio ara-dalàna sady tsy nahitana fahasembanana ilay zaza. Notsirihin’ny tomponandraikitra ka voamarina fa zaza vao teraka tsy mihoatra ny telo andro lasa ity hita faty ity. Navelan’ny reniny […]
PAM sy BNGRC Hamafisina ny fandrindrana ny asa fiomanana
Notanterahina omaly, teny amin’ny foiben-toeran’ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (Pam), ny fanaovan-tsonia ny drafitrasa iarahany amin’ny BNGRC mandritra ny taona 2026- 2027. « Raha zohina ny zava-misy, miha mahery vaika ny rivodoza mandalo eto Madagasikara. Mbola mahazo vahana ny haintany any atsimon’ny Nosy ka mamparefo ny tokantrano maro », hoy […]





