“Ilaina ny fihaonambem-pirenena mialoha ny fifidianana, raha hita hoe tsy tomombana araka ny tokony ho izy ny fifidianana. Tsy mety raha fifidianana mitarika korontana. Azo atrehina ny fifidianana, raha manaiky ny hisian’izay ny ankamaroan’ny mpisehatra amin’izany”. Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny antoko Vonjy iray tsy mivaky (Vitm), ny Dr […]
Auteur/autrice : Adnews
Fanentanan’ny Ceni : efa azo hamarinina ny anaran’ny mpifidy
Notsiahivin’ny eo anivon’ny Ceni ireo tetiandro amin’izao fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy izao sy ny fanohizana ny fanoratana ny anaran’ny mpifidy. Anisan’ izany ny efa namaranana vonjimaika ny lisitra ny 10 avirly teo. Haharitra enina andro, nanomboka ny 11 hatramin’ny 16 avrily kosa ny fandefasana ny lisitra eny anivon’ny […]
KMF/Cnoe : “Manararaotra ny fitondrana”
Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny KMF/Cnoe manoloana ny raharaham-pirenena, amin’izao fotoana izao. “Manamarika izahay manoloana ireo lanonam-panjakana etsy sy eroa fa manararaotra amin’ny lafiny maro ny fitondrana ankehitriny”, hoy izy ireo. Notanisain’ny fanambarana amin’izany fa mifangaro ny lanonam-panjakana sy ny hetsika politika. Efa fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana no misy raha […]
Filohan’ny Vaomieran’ny fiainana politika: “Tokony tsy afa-kirotsaka ny kandidà tsy manana mpitambola”
Manara-maso akaiky ny fiatrehana ny fifidianana tahaka ny efa nataony ny eo anivon’ny Vaomieran’ny fanaraha-maso ny famatsiam-bola sy ny fiainana politika (CCFVP). Nitondra ny sosokeviny izy ireo amin’izany. “Tsy mpanao lalàna sy tsy mpanao politika ny CCFVP, fa mpampihatra lalàna amin’ny fiainana politika. Anisan’ ny sosokevitray voalohany dia hoe: tokony […]
Tsatoka antsy : roa lahy voaendaka, voatrobaka ny kibony
Naratra mafy notsatohan’ny jiolahy antsy ireo olona voalaza avy nijery fampisehoana teny Analakely, afakomaly hariva. Mody eny Anosipatrana izy roa lahy ireto, saingy niala tamin’ny taxi-be teo Andavamamba no narahan’ny jiolahy telo avy aoriana. Teo amin’ny lalana pavé mivoaka eo amin’ny fiangonana iray eo Andavamamba no nanaovan’ireo olon-dratsy ny asa […]




