Hotanterahina any Paris, Frantsa, ny 15 hatramin’ny 20 mey 2023, ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany eo amin’ny “Slam Poèsie”. Misolo tena ny Malagasy amin’ izany i Abdoul Anlim Abdillah, fantatra amin’ny anarana entiny miantsehatra hoe Hichim. Efa vonona tanteraka ity solontena malagasy ity. “Tsy ataoko mahakivy ahy izay mpandray […]
Auteur/autrice : Adnews
Fahatsiarovana an’i Mme Zo: anaty fanomanana ny mpikarakara
Mpahay kanto, nitondra avo ny haikanto malagasy teo amin’ny sehatry ny fanenomana i Mme Zo. Natao izao hetsika fahatsiarovana azy izao ho fampahafantarana ny sanganasany sy ho fahatsiarovana azy. Hotanterahina ny 28 hatramin’ny 30 avrily 2023, eny amin’ny toerana vaovaon’ny Fondation H, eny Ambatomena, ny fampirantiana “Bientôt, je vous tisse […]
Tontolo iainana sy zavakanto: hisy ny fifaninanana tononkalo
Ho an’ny tanora sy ny mpianatra latsaky ny 35 taona. Mampanao fifaninanana tononkalo mifandraika amin’ny lohahevitra : « Ny tontolo iainana, tara-kevitra : Tany, Rano, Ala » ny fikambanana Satrana miara-miasa amin’ny Vaomieram-pirenena malagasy ho an’ny Unesco. Tsy voafetra ny isan’ny andinin’ny tononkalo hifaninana. Atao manara-drafitra, manaja ny fitsipi-panoratana. Tsy […]
Faran’ny herinandro: hiaka-tsehatra ny tarika Fa’meno
Zoma mahafinaritra hatrany… Hafana indray ny faran’ny herinandro amin’ity indray mitoraka ity. Anio, manomboka amin’ny 7 ora sy sasany hariva, hiaka-tsehatra etsy amin’ny Le Zoma Antaninandro ny tarika Fa’ meno. Ivondronana mpanakanto anisan’ny manana feo miavaka sy ny fahaiza-mampiaraka izany. Maro ny hiran’ izy ireo efa heno amin’ny haino aman-jery […]
Sady tsy hajaina no tsy iainana: nilaozan’ny Malagasy ny momba azy rehetra
Miaina ao anatin’ny mandeha ho azy ny Malagasy. Na, jambenan’ny fiainana mafy ka tsy mahita zavatra hafa. Toa tahaka ny anio ihany ny hiatrehana ny ampitso. Tsy tsapan’ny Malagasy fa miala miandalana amin’ny lamina voajanahary izy. Miala tsikelikely amin’ireo maha izy azy. Tsy fantany intsony ny momba azy. Mety ho […]




