Le Haut conseil pour la défense de la démocratie et de l’Etat de droit (HCDDED) saisit à nouveau la Haute cour constitutionnelle (HCC), en déposant une nouvelle requête, liée encore une fois à la motion de censure avortée, enclenchée par 23 députés de l’opposition, l’an passé. Cependant, au lieu de […]
Auteur/autrice : Adnews
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2023-03-01
Perspective Décembre 2022
Cliquez sur l’image pour télécharger
Malagasy rugby : hiakatra « codis » ireo ligy 5
Hiatrika ny filankevitry ny fitsipi-pifehezana na « Conseil de discipline » ireo filohan’ny ligy dimy mpanohitra an-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby. Anisan’izany ny filohan’ny ligy Betsiboka, Menabe, Vakinankaratra, Atsinanana, Ihorombe. Izany dia hotanterahina eny amin’ny biraon’ny Malagasy Rugby Ankorondrano, anio 1 marsa. Tsiahivina fa maro ireo fitakiana nataon’ireo filohan’ ny ligy dimy […]
Orange Pro League : hihaona amin’ny Cosfa ny TFFC
Hotanterahina anio ny fihaonana eo amin’ny Cosfa Analamanga sy ny Tsaramandroso formation FC Boeny. Lalaon’ny andro fahadimin’ ny fifaninanana “Orange Pro League”, ny taona 2023 ho an’ny kaonferansy avaratra. Fifandonana hotanterahina eny amin’ny kianjan’Ambohidratrimo. Anisan’ny lalao heverina fa hiady izy ity, hiezaka ny haka fandresena ho azy ny TFFC, raha […]




