Auteur/autrice : Adnews

Judo-Tompondakan’i Afrika : horaisin’ i Madagasikara

Vaovao lehibe no nambaran’ny filohan’ny UAJ (Union africaine de judo), Randriana­soloniaiko Siteny, omaly. Mankalaza ny faha-60 taonany amin’ity taona ity ny Judo Afrika ka hetsika sy fifaninanana no hoentina hanamari­hana izany. Eto Madagasikara ny fanokafana ny fankalazana amin’ny volana jolay ho avy izao ka homarihina amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i […]

Firenena Japoney : nanome 285 tapitrisa Ar ho an’ny judo malagasy

Mihamafy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena malagasy sy ny firenena japoney. Tetikasa famatsiana fitaovana ho an’ny taranja judo, mitentina 285 tapitrisa Ar no nosoniavina, omaly, tetsy amin’ny Hotel Le Louvre Antaninarenina. Nanolotra izao fanampiana ara-pitaovana izao ho an’ny Federa­siona malagasin’ny judo, ny firenena Japoney, noho ny fahatsapany ny lanjan’ny […]

Mpiasan’ny CTC 19 : miandry ny fandraisana azy ireo ho mpiasam-panjakana

Nampanantena ny filohan’ ny Repoblika, Rajoelina Andry, ny volana avrily 2022 fa ho­raisina mpiasam-panjakana avokoa ireo mpiasa nanome tanana nampihodina ny CTC 19 maromaro teto an-dReni­vohitra tao anatin’ny fiparitahan’ny vanalaretina Covid-19. Nentanina hikarakara ny an­tontan-taratasy momba azy sy ny fari-pahaizany ireo mpiasan’ny CTC rehetra. Hatramin’ izao, tsy nisy tohiny ny […]

Fampandrosoana ny firenena : hiroso amin’ny politika ny vehivavy

Nanatanteraka atrikasa tetsy Antanimena ireo mpikambana ao amin’ny « Con­seil national des femmes de Madagascar » (CNFM), omaly. Nahafahana nitondra teny sy nifampizara traikefa teo amin’ ny mpandray anjara sy ny mpanatrika. Mba hampiroborobo ny fandraisan’ny vehi­vavy andraikitra sy hanapa-kevitra amin’ny fiainam-bahoaka eto Madagasikara. Nivoitra betsaka, nandritra izany, ny tokony handraisan’ ny […]

Campus Ambondrona : hiroso ny asa raha vao vita ny tombana

Mitohy ny fanadihadiana sy ny famotorana momba ny fifandonana nitranga tao amin’ ny campus Ambondrona Maha­janga, ny 19 febroary lasa teo. Manao ny andraikiny amin’ny fanadihadiana ihany koa ny “cellule anti-corruption” (sam­pandraharaha fisorohana ny herisetra eny anivon’ny oniversite) eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana am­bony sy ny fikarohana ara-tsiansa miady amin’ny herisetra […]