On est à deux ans du cinquantenaire de la phrase culte « Tsy hiamboho adidy aho mon général », (tdlr : J’assumerai mon devoir mon général). Les internautes ont fait circuler la photo de la passation de pouvoir du 5 février 1975, entre le général Gabriel Ramanantsoa et le colonel Richard Ratsimandrava, pour commémorer […]
Auteur/autrice : Adnews
En cas de faible taux de participation: une élection devrait-être annulée, selon HCDDED
Les membres du Haut conseil pour la défense de la démocratie et de l’Etat de Droit (HCDDED), a présenté ses propositions de modifications des textes électoraux, en particulier la Loi organique 2018-008. Le HCDDED estime que les textes électoraux comportent des lacunes. Des mesures d’accompagnement sont indispensables pour mieux appliquer […]
Ambalakisoa Toamasina : raim-pianakaviana hita faty, tsy fantatra mazava
Tsy nahitana endrika vonoan’olona ity raim-pianakaviana hita faty ity nitsirara teo amoron-dalana tao amin’ny fokontany Ambalakisoa Toamasina, ny alatsinainy teo. Raha ny fanazavana voaray, tombanana ho manana aretim-borona izy satria nahitana ranovava maro nivoaka ny vavany sy ny orony. Mety nihetsika izany ka nianjera tamin’ny rano mihandrona, ny orana rahateo […]
Filohan’ny Hafari : “Mila ovaina ny fototra eo amin’ny sehatra politika”
“Iriko ny hanamboarana ny fototra eo amin’ny sehatra politika misy eto amintsika”, hoy ny filohan’ny Hafari Malagasy, Rafanomezantsoa Jean Nirina, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety, omaly. Laharam-pahamehana ho an’ireo mpanao politika eto Madagasikara hatramin’ny nahazoana ny fahaleovan-tena. Samy manao izay ahazoany tombony ary ny ataon’ny teo aloha ihany no […]
Renim-pianakaviana sahirana: saika homeny olona ny zanany vavikely
Nampihoron-koditra ny fihetsika nataon’ny renim-pianakaviana iray nikasa hanary ny zanany tany Manakara… Niteraka resa-be teo amin’ny fiaraha-monina sy tao amin’ny tambajotran-tserasera ilay renim-pianakaviana saika hanome olona ny zanany tao Manakara. Omaly, nirenireny tao an-toerana izy ka nitady izay handray ilay zazavavikely vao iray volana sy tapany. “Olona avy any Vohipeno […]




