Olona miisa dimy nanao fisavana hosoka naiditra vonjimaika any am-ponja, taorian’ny fitsarana azy ireo, omaly. Nanao hosoka nandritra ny fanatanterahana ny fisavana tamina Vondron’orinasa lehibe iray teto Antananarivo Renivohitra ireo olona miisa dimy ireo. Tsy nitondra fahazoan-dalana ara-dalàna izy ireo ary niditra an-keriny tao amin’io orinasa voakasika io. Nalain’ireo olona […]
Auteur/autrice : Adnews
Fivarotan-tena ana habaka : Ankizivavy telo lasibatra, lehilahy iray voasambotra
Mampivaro-tena ana habaka zaza tsy ampy taona, lehilahy iray nosamborin’ny zandary ary vehivavy mpiray tsikombakomba aminy karohina, teny Antehiroka, ny talata 17 febroary teo. 16 taona ny roa ary 14 taona ny iray tamin’ ireo ankizivavy tratra nivaro-tena ana habaka tao amina tokantrano iray tao amin’ny fokontany Antanetibe, kaominina Antehiroka, […]
19 febroary 2026
Tir en l’air du 19 février 2026
Jeux olympiques d’hiver 2026: Mialitiana Clerc termine 49ᵉ au slalom
Sous le ciel gris des Dolomites (Italie), sur la piste du slalom olympique, Mialitiana Clerc âgée de 24 ans, a franchi hier la ligne d’arrivée, à la 49e place en 2’02’’60, à 23’’50 de l’intouchable Mikaela Shiffrin, impériale une nouvelle fois devant son public adoptif italien. Partie avec le dossard […]




