Nankalazaina omaly 9 desambra 2022 ny Andro iraisam-pirenena ny ady amin’ny kolikoly. Nanentana sy nanamafy izany ady izany ny CSI * ho fantatry ny rehetra ka nanokana famelabelaran-kevitra amina lohahevitra « ny ady amin’ny kolikoly ao anatin’ny fanajana ny zon’olombelona ». Noresahina : ady tany eny amin’ny fitsarana, nataon-dRtoa Rakotobe Nelly, mpitsara ; momba […]
Auteur/autrice : Adnews
Fananan-tany : mampanahy ny fokonolona ny didim-pitsarana sy ny lafiny lalàna
Saika ahitana olana avokoa manerana ny faritra maro, ary anisan’ny tena fototry ny olana ny famoahana didim-pitsarana. Eo koa mikasika ny lalàna mifehy ny fananan-tany, toy ny sata mifehy ny tany navelan’ny mpanjanantany, izay tokony efa miverina amin’ny fanjakana ary hisitrahan’ny mponina nanajary. Mahatsapa ny fikambanana Sehatra iombonana ho an’ny […]
Festival Zaza Rap Taiza : nosoloina ny 2Bal i Ol’kainry
Tsy ho isan’ny hiatrika ny “Festival Zaza Rap Taiza”, ihany koa i Ol’kainry. Tsy afaka tamin’ny ora farany ity mpanakanto vahiny ity. Ny 2Bal izay efa eto Madagasikara amin’izao no nasolon’ny mpikarakara azy. Izy ireo izay hiaka-tsehatra ny asabotsy 10 desambra 2022 amin’ny 7 ora hariva. “Tsy mora ny mikarakara […]
Rallye Bosch CT Motors : nizotra tsy nisy tomika ny andro voalohany
Nizotra tsara ny andro voalohany amin’ny Rallye Bosch CT Motors. Nandray ny fiaingana avokoa ireo fiara 31 hifaninana amin’ity. Ny dingana manokana “ES” miisa 3 no notanterahin’ireo mpifaninana tamin’izany. Ny “ES 1”, nampitohy an’ny Radio Nederland sy Avaratsena Talata, mirefy 8, 56 km no natao voalohany. Ny “ES 2”, Ampaneva […]
Orange Pro League : hifandona ny Cosfa sy ny Uscafoot
Hiditra amin’ny andro fahefatra, anio sy rahampitso alahady, ny fifaninanam-pirenena taranja baolina kitra Orange Pro League (OPL). Lalao, hiavaka ny fihaonan’ny Cosfa sy ny Uscafoot, samy ekipan’ Analamanga, ao amin’ny kaonferansy avaratra. Lalao hotanterahina rahampitso alahady, eny amin’ny kianja Mahitsy. Ekipa diso mifankahalala tsara. Raha tsiahivina, efa lavon’ny miaramila tamin’ny […]




