Hamorona asa mendrika ao amin’ny faritra atsinanana mandritra ny roa taona ilay tetikasa “asa 5 000 ho an’ny tanora”. Fandaharanasa tarihan’ny fanjakana sy ny minisiteran’ny Asa, ny fampananana asa ary ny asam-panjakana. Fanamby goavan’ny fanjakana ny fampanan’asa ny tanora ho antoky ny fampandrosoana ny firenena. Antony indrindra nametrahana ny tetikasa […]
Auteur/autrice : Adnews
FANTINA sy FINTINA
Tsy mahazatra ny sasany ny ady amin’ny tsimatimanota, araka ny nambaran’ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo. « Tsy midika ho valifaty politika izany. Tanjona ny hahafahan’ny vahoaka misitraka marina ny harem-pireneny fa tsy famoretana na fanenjehana olona tsy an-drariny », hoy izy tetsy Anosy ny zoma teo. Lohalaharana amin’ny fanampian’i Frantsa ny […]
Fitantanana eny ifotony : Misy fepetra ny fifidianana lehiben’ny fokontany
Miandry aloha. Nambaran’ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, Rakotonandrasana Velonjara Tiaray, fa misy fepetra ny firosoana amin’ny fifidianana ireo ho lehiben’ny fokontany. « Tena ilaina fitoniana izany vao hotanterahina. Miankina amin’ny zava-misy », hoy izy. Nanteriny fa efa vonona hiroso amin’izany ny eo anivon’ny minisitera tantaniny amin’ny andraikitra tandrify azy. Na […]
Tsy mahazo miverina
Anisan’ny nampanontany tena ny maro tamin’ny hetsi-bahoaka ny amin’ny fiverimberenan’ny krizy politika: tsy mahafa-bela, tsy mampandroso, mampahantra… Anton’ny fanavaozana ifotony. Mila fiaingana vaovao. Mba tsy ny eo ihany no haverina na miverimberina amin’ ny rafitra, lalàna, fomba fiasa… Izay no efa nahavoa sy nahasasatry ny miarina hatramin’izay; eny, na […]
Fiaraha-miasa : Hanohana ny fikaonandoham-pirenena ny Frankofonia
Nihaona tany Paris ny herinandro teo ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Razanamahasoa Christine sy ny sekretera jeneralin’ny Frankofonia (OIF). Nivoitra tamin’ny izany ny dinika momba ny raharaham-pirenena. Nanamafy indray ny fanohanany an’i Madagasikara ny « Organisation internationale de la Francophonie – OIF) ». Nambaran’ny sekretera jeneralin’ny Frankofonia, Louise Mushikiwabo miara-dalana amintsika ho amin’ny […]




