Auteur/autrice : Adnews

SOMBIM-BAOVAO

Hiatrana anio, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny mpilalao volley ball fahiny, ahitana an-dRaharimalala Léa, hamaranany ny fankalazana ny faha-50 taona nanaovany ity taranja ity. Nizotra nandritra ny 3 andro ny famaranana ny fankalazana, izay nandraisan’ny ekipa manomana ny CCCZone 7 anjara ihany koa. Fambolen-kazo any Manjakandriana no hanom­bohan’ny ligin’Analamanga, […]

Fihaonana sy fakan-kevitra : Nifampihaino ny MJS sy ny Federasionina

Araka ny tapaka nandritra ny fivoriana natao taorian’ny nitantanan-dRasambany Alain, minisitra, ny minisite­ran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, tontosa omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fi­haonana teo amin’ny MJS, ny federasionina isan-tsokajiny ary ireo mpanao gazety ara-panatanjahantena. Fihaonana voalohany izay kasaina hatao isan-telo volana izy ity. Tan­jona ny hanatsarana ny […]

Tsipy kanetibe: Namoaka lalàna vaovao ny FIPJP

Nanomboka ny 1 janoary 2026 lasa teo, misy lalàna vaovao eo amin’ny fifaninanana tsipy kanetibe maneran-tany. Niarahan’ny Federasionina iraisam-pirenena (FIPJP) sy ny federasionina frantsay napetraka izany. Tsy maintsy mitondra fanamiana mihaja ara-panatanjahantena ireo mpilalao rehetra. Tsy ekena ny akanjo mihanjahanja, ny fanaovana pataloa rovitra na maloto. Tsy azo atao koa […]

Mpanazatra Corentin Martins : Hanavao ny fifanarahana ny fanjakana sy ny FMF

Nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, omaly, tetsy Mahamasina, fa diso avokoa ny vaovao miely milaza fa tsy nanaiky ny hanavao ny fifanarahana i Corentin Martins satria nahena ny karamany. Nambarany tamin’ny mpanao gazety, teny an-toerana, fa ny hanavao izany no fanapahan-kevitra noraisin’ny Federasionina sy […]

VAOVAO TAMBATRA

Iray amin’ireo sahandriaka lehibe miatrika olana, ny lemak’i Bas Mangoky. Napetraka ny tetikasa Tefiala hanarenana sy hanatsarana velarantany mirefy 22 365 ha hitondra fampandrosoana ho an’ny mponina eny ifotony. Misahana azy ny minisiteran’ny Tontolo iainana (Medd) sy ny ao amin’ny Fambolena (Minae), vatsian’ny Famatsiambola iraisam-pirenena momba ny tontolo iainana (GEF) sy […]